Tangalamena Zakariasy Patrick

Описание к видео Tangalamena Zakariasy Patrick

Ny volana Janoary lasa teo no tapaka fa ny volana Septembre no hanamarihana ny taombaovao hiraisany Malagasy .
Efa nohalalinina akaiky io fotoana io satria eo avokoa no mitsiry sy velonain’aina avokoa ny zava-manan’aina rehetra toy ny zava-maniry sy ny biby fiompy .
Samy hanana ny fomba hanamarihany izany ny faritra tsirairay avy ,raha ho an’ny an’ny Betafo manokana dia hanomboka ny faha 20 ny volana Septembre ny fankalazana hisy fizarana nofon-kena mitam-pihavanana kosa ho an’ny eo Antananarivo hozaraina ny faha 21 ny volana Septembre .
Marihina fa olobe maro no nasaina hantrika izao fotoan-dehibe ny Malagasy izao .

A VOIR AUSSI :
http://gasikara.info
  / gasikara.info  

Комментарии

Информация по комментариям в разработке