Rasoherina. Histoire des Rois et Reines de Madagascar

Описание к видео Rasoherina. Histoire des Rois et Reines de Madagascar

Azo lazaina fa tao aorina nahafatesan'i Radama II, dia niova ny fomba fitatanan'i fanjakana. Ny mpanjaka vavy Rasoherina mantsy, izay nandimy an-dRadama II, dia tsy nanana ny fahefan'ireo mpanjaka teo aloha. Voatery nanambady ny praiministra izy, tsy nahazo nanapaka irery ny raharaha sy asa atao eo amin'ny firenena izy.
Rasoherina dia tsy nanaiky ny Chates Lambert velively, ka izany no nanekeny ny hando vola mitentina 1.200.000 FF na 240 000 $ amin'ny fanjakana frantsay noho izany dia foana ity didy izay nataon'i dRadama niaraka tamin'ny Jean Laborde sy Lambert ity.

Комментарии

Информация по комментариям в разработке