Njara Marcel - Ihafiako (Lyrics By ARISON Films)

Описание к видео Njara Marcel - Ihafiako (Lyrics By ARISON Films)

Njara Marcel - Ihafiako
Version Lyrics

Madiditra fiakanjo, mandona fijery
Mba faniriko loatra raha ianao ho ahy irery
Revin-gadra ihany ny ahy fa ianao kosa aloha dia kanto oh
Ampidiro ny akanjo f’ianao efa misy miantso

Madiditra fiakanjo
Toa tsara fijery
Efa namboariko ny foko oe ianao tsy ana irery
Revin-gadra ihany ny ahy fa ianao kosa aloha dia kanto oh
Ampidiro oa ny akanjo mba raiso izy f’efa miantso

Ranomasom-pifalina ny ahy fa aza manahy
Ekeko oe za tsy tompony fa mpindrana
Ianao tsy mandeha tokana f’efa misy anazy
Marary e
Aleo fa Ihafiako… (2x)

Oh zaza iny e, aza atao an’io zaho oh
Kiala ratsiko iny e, fa tafalatsaka loatra aminao (2x)

Tsy anjara ny amintsika efa hita hatrany amboaloha
Mba mila fanampina re fa tady amohy fo
Te hiantsampy mafy anao f’ianao raozy efa misy tsilo oh
Raha jaly izany efa mahazatra ihafiako ihany na mandratra

Ranomasom-pifalina ny ahy fa aza manahy
Ekeko oe za tsy tompony fa mpindrana
Ianao tsy mandeha tokana f’efa misy anazy
Marary e
Aleo fa Ihafiako… (2x)

Oh zaza iny e, aza atao an’io zaho oh
Kiala ratsiko iny e, fa tafalatsaka loatra aminao

Oh zaza iny e, aza atao anio zaho oh
Kiala ratsiko iny e, fa tafalatsaka loatra aminao (x2)

Oh zaza iny e, aza atao an’io zaho oh
Kiala ratsiko iny e, fa raparapa oa ny foko aminao

A/C: Njara Marcel

Комментарии

Информация по комментариям в разработке