AZA - Haingo Nirina

Описание к видео AZA - Haingo Nirina

AZA
a/c : Rado Rakotoralahy

Aza omena tsiny aho raha toa saro-piaro
F'efa fitiavana maro no nifangaro
K'aza tezeranao aho f'efa fotoana maro
No niarahantsika tsy nisy tomika

Izany rehetra izany fitiavana anao
Izany rehetra izany
Ahy ianao omaly, ahy ianao androany
Mbola tiako hoa ahy ihany ianao mandrakizay

Aza gaga ianao raha toa faly aho
Satria manana anao isan'andro izao
Aza ilaozanao ary aho f'efa babonao
Sarotra ho ahy ny hitady ny mitovy aminao

In loving memory of Rado

Комментарии

Информация по комментариям в разработке