06 SOLOFO JOSE

Описание к видео 06 SOLOFO JOSE

Nindaosin'ny fahafatesana androany teo amin'y faha-67 taona i Solofo José ilay kitan'ny asa soratra malagasy. Ny tantara an-tsehatra sy ny tantara amin'ny onjampeom-pirenena no nahafantarana azy. Izy ihany koa no filohan'ny faribolana Sandratra.

Комментарии

Информация по комментариям в разработке