ANTSAN KIRA FIDERANA 'Ps JOCELYN RANJARISON'

Описание к видео ANTSAN KIRA FIDERANA 'Ps JOCELYN RANJARISON'

Fifaliana ho an'ny Fanantenana ho anao no manolotra antsika ny ANTSAN-KIRA FIDERANA hiarahana amin'i Pasteur JOCELYN RANJARISON miaraka amin'ireo mpiara-manompo izay efa tsy zoviana amintsika intsony. Ireo hira mampahery sy manandratra an'i Kristy no omeny antsika eto. Mahazahoa hery ary tompoko eo ampanarahana izany. Azonao atao hatrany ny mijery ireo ANTSAN-KIRA FIDERANA rehetra efa naroso teto amin'ny Youtube.

Комментарии

Информация по комментариям в разработке