Nitsangana t@ maty Jesosy, resiny ny fahafatesana, ho resiny ihany koa ireo olana lalovanao ireo

Описание к видео Nitsangana t@ maty Jesosy, resiny ny fahafatesana, ho resiny ihany koa ireo olana lalovanao ireo

Matio 27.57-66 - Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara

MANOATRA NOHO NY MPANDRESY ISIKA

1. Kanefa amin'izany rehetra izany dia manoatra noho ny mpandresy isika amin' ny alalan'Ilay tia antsika.

2. Fa isaorana anie Andriamanitra, Izay mitondra anay mandrakariva ao amin'i Kristy toy ny fanaon'izay avy nandresy

3. Efa nampandeha ny olona hanitsaka ny lohanay Ianao; nandeha namaky ny afo sy ny rano izahay; fa nitondra anay nivoaka ho amin'ny fitahiana mahatretrika Ianao.

4. Handroso eo alohanao Aho ary handravona ny mikitoantoana sy hanorotoro ny varavarana varahina ary hanapatapaka ny hidy vy;

5. Fantatro ny asanao (indro, efa nasiako varavarana mivoha eo anatrehanao, ka tsy misy maharindrina azy), fa manana hery kely ihany ianao ka nitandrina ny teniko ary tsy mba nandà ny anarako.

Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS ireo ao @ Baiboly :

(1) Romana 8 : 37
(2) II Koritiana 2 : 14
(3) Salamo 66 : 12
(4) Isaia 45 : 2
(5) Apokalypsy 3 : 8

****************************

MES 5 PAGES ÉVANGÉLIQUES :

1. MES VERSETS BIBLIQUES PRÉFÉRÉS DR:   / mesversetsbibliquespreferesdr  

2. MES ESPACES ÉVANGÉLIQUES DR :   / mesespacesevangeliquesdr  

3. MES VIDÉOS ÉVANGÉLIQUES DR :   / mesvideosevangeliquesdr  

4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO DR :   / tsaranytompoisanandrodr  

5. HOAVY KRISTY, VONONA VE HIANAO ? DR   / hoavyikristyvononavehianaodr  

CONTACT :

1. TÉLÉPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39

2. E- MAIL : [email protected]

3. LINKED IN :   / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b  

4. TWITTER :   / docrivolala  

5. INSTAGRAM :   / rivolalaandrianantoavina  

6. FACEBOOK :   / docteurrivolala  

7. ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/...

JÉSUS VOUS AIME. (Gal. 2 :20)

QUE DIEU VOUS BÉNISSE ABONDAMMENT (Déo. 28)

Комментарии

Информация по комментариям в разработке