Erick Manana Izay ratranao dia feriko

Описание к видео Erick Manana Izay ratranao dia feriko

Fitiavanao no mamiko,
fa mamy toy ny taniko!
Vimbino tsara fa ho arovako,
raha sendra misy ny tsy to!
Fitia tsy nangalarina a!
Fa omeo lalana izahay fa,
ela niaretana ka mba te ho sambatra a

Комментарии

Информация по комментариям в разработке