ANKILIVALO - Vonjy aigne fiatrehane ty haintany

Описание к видео ANKILIVALO - Vonjy aigne fiatrehane ty haintany

Araka ny fantantsika dia toerana main-tany efa hatrizay, ary isan'ny miaina ny fiatraikan'ny fiovaovan'ny toetr'andro ny faritr'Anosy, indrindra ny any ambanivohitra. Noho io tsy fahampian-drano io, dia mampiasa sy misotro rano maloto tsy ara-pahasalamana ny olona, ary isan'ny fototr'aretina maro samihafa izany amin'iny faritra iny.

Ankehitriny dia efa nihatsara lavitra ny kalitaon'ny rano sotroin'ny mponina.

Rakitsary notontosain'ny Lumahee Films hoan'ny CARE.
www.lumahee.com

Комментарии

Информация по комментариям в разработке