Cover Ilay Nosy - Orchestre Zandry Mozika

Описание к видео Cover Ilay Nosy - Orchestre Zandry Mozika

👋 Indraminay ary ity hiran'ny tarika "Mahaleo" ity. Atolotray manokana hoan'ireo malagasy mipetraka any ivelany sy hoantsika mpankafy rehetra. 😊 Ankafizo ary ô! 🫶 Misaotra manokana ny famille an'i Dadah Mahaleo nanome alalana anay tamin'ity hira ity. 🙏
💿 Ilay Nosy 🇲🇬
♦️Tarika Mahaleo
A/C: Andrianabela Rakotobe (Dadah)
🎙️Feno - Mialy - Faniry
🎹 Mika 🥁 Zokely 🎸 Haja 🎸(basse) Francky
🎛️ Mixage et Mastering : Zokely (Z-Live Studio)
🟢 Aza adino ny mizara!!! 😊

Комментарии

Информация по комментариям в разработке