Mangataka Rano | Rija Rasolondraibe OFFICIEL

Описание к видео Mangataka Rano | Rija Rasolondraibe OFFICIEL

MANGATAKA RANO

Izaho Jesosy mangetaheta
Mangataka rano Aminao
Maniry mafy amin’foko rehetra
Mangataka rano Aminao e
Aiza dia ianao indray Hangataka amiko
Omeko fa tsy ampindramiko e


Izaho oa Jesosy e mangetaheta
Mangataka rano Aminao
Maniry mafy amin’foko rehetra
Mangataka rano Aminao e
Aiza dia ianao indray Hangataka amiko e
Omeko fa tsy ampindramiko e


Matsaka aminao ny Fanahy
Ianao fanomezan’Ray
Aminao aho mitohoka
Matsaka aminao ny Fanahy
Tsy hangetaheta mandrakizay
Jesosy o miankohoka aho

Voninahitra e (2x)
Ho an'Andriamanitra irery ihany
Any an-danitra any
Voninahitra e (2x)
Ho an'Andriamanitra irery ihany
Ety an-tany
Izaho Jesosy e mangetaheta e
Mangataka rano aminao
Ampiakarao ambony
Ambony ny fetra
Noho herin’ny tananao
Ampiakaro manoatra noho ny mpandresy
Tondrahy ny fitahiana misesisesy

Izaho wa Jesosy e mangetaheta e
Mangataka rano Aminao
Ampiakarao ambony
Ambony ny fetra
Noho herin’ny tananao
Ampiakaro manoatra noho ny mpandresy
Tondrahy ny fitahiana misesisesy

Matsaka aminao ny Fanahy
Ianao fanomezan’Ray
Aminao aho mitohoka
Matsaka aminao ny Fanahy
Tsy hangetaheta mandrakizay
Jesosy o miankohoka aho

Voninahitra e (2x)
Ho an'Andriamanitra irery ihany
Any an-danitra any
Voninahitra e (2x)
Ho an'Andriamanitra irery ihany
Ety an-tany

Ye ho avy e hivavaka amin'ny fahamarinana
Ye ho avy e hivavaka amin'ny fahamarinana
Ye ho avy e, hivavaka amin'ny Fanahy
Ye ho avy e, hivavaka amin'ny Fanahy

Ye ho avy hivavaka amin'ny fahamarinana
Ye ho avy hivavaka amin'ny fahamarinana
Ye ho avy e, hivavaka amin'ny Fanahy
Ye ho avy e, hivavaka amin'ny Fanahy


Izay no tadiaviny e (2*)
Andriamanitra Ray lolohavina e
Izay no tadiaviny e (2*)
Andriamanitra Ray lolohavina e


Ye ho avy hivavaka amin'ny fahamarinana
Ye ho avy hivavaka amin'ny fahamarinana
Ye ho avy e, hivavaka amin'ny Fanahy
Ye ho avy e, hivavaka amin'ny Fanahy

Izay no tadiaviny e (2*)
Andriamanitra Ray lolohavina e
Izay no tadiaviny e (2*)
Andriamanitra Ray lolohavina e

Voninahitra e (2x)
Ho an'Andriamanitra irery ihany
Any an-danitra any
Voninahitra e (2x)
Ho an'Andriamanitra irery ihany
Ety an-tany

Izay no tadiaviny e (2*)
Andriamanitra Ray lolohavina e
Izay no tadiaviny e (2*)
Andriamanitra Ray lolohavina e



A/C: Rija Rasolondraibe
Album : Mangataka rano
#rijarasolondraibe
#Mangatakarano



☑️ Son/Master: Raitra Sound & Floginot Bezara
☑️ Réalisateur: Tsilavina Razafindralambo



































A/C: Rija Rasolondraibe
Album : Mangataka rano


#rijarasolondraibe
#Mangatakarano

Комментарии

Информация по комментариям в разработке