Manarina ny rava eo @ fiainanao ny Tompo (Pasteur Razafiarison Emilien : Salamo 79 : 1 - 13)

Описание к видео Manarina ny rava eo @ fiainanao ny Tompo (Pasteur Razafiarison Emilien : Salamo 79 : 1 - 13)

SAKANA @ VAVAKA NY FAHOTANA SAINGY MISY ANEFA NY VAHAOLANA

1. Fantatsika fa Andriamanitra tsy mihaino ny mpanota; fa izay mivavaka Aminy sy manao ny sitrapony no henoiny.

2. Indro, ny tanan'i Jehovah tsy fohy, fa mahavonjy, Ary ny sofiny tsy lalodalovana, fa mahare; fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo amin'Andriamanitrareo, ary ny fahotanareo no mampiafina ny tavany aminareo, ka dia tsy mihaino Izy.

3. Noho ny helokareo ihany no nivarotana anareo, ary noho ny fahadisoanareo ihany no nisaorana an-dreninareo.

4. Ny helokareo no nampiala izany,ary ny fahotanareo no misakana ny soa tsy ho azonareo.

5. Manatòna an'Andriamanitra, dia hanatona anareo Izy. Diovy ny tananareo, ry mpanota; ary ataovy madio ny fonareo, ry mpiroa saina.

6. "Ry Jerosalema, sasao ny fonao ho afaka amin'ny ratsy,mba hovonjena ianao! Mandra-pahoviana no hitoeran'ny hevi-dratsinao ao am-ponao ?

7. Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsy fahamarinana rehetra.

8. Fa raha mandeha eo amin'ny mazava isika, tahaka Azy eo amin'ny mazava, dia manana firaisana isika, ary ny ran'i Jesoa Zanany no manadio antsika ho afaka amin'ny ota rehetra.

9. Izay manafina ny fahotany tsy hambinina; fa izay mitsotra ka mahafoy azy no hahazo famindrampo.

10. Mamindra fo sy miantra i Jehovah, mahari-po sady be famindrampo.

11. Avia ary hifandahatra isika, hoy i Jehovah : na dia tahaka ny jaky aza ny fahotanareo, dia ho fotsy tahaka ny orampanala, na dia mangatrakatraka tahaka ny sily aza, dia ho tahaka ny volon'ondry fotsy.

12. Misasà ianareo, diovy ny tenanareo, esory tsy ho eo anoloan'ny masoko ny ratsy fanaonareo; mitsahara, fa aza manao ratsy

13. Ary hodioviko ho afaka amin'ny helony rehetra izy, izay nanotany tamiko; ka havelako ny helony rehetra, izay nanotany sy niodinany tamiko.

14. Miverena ianao, ry Israely mpiodina, hoy Jehovah; tsy hampanjombona ny tavako aminareo Aho; fa mamindra fo Aho, hoy Jehovah, ka tsy hitahiry fahatezerana mandrakizay. Kanefa kosa ekeo ny helokao,fa tamin'i Jehovah Andriamanitrao no niodinanao

15. "Miverena, ry zaza mpiodina", hoy Jehovah, fa Izaho ihany no vadinareo

Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS CLES ireo ao @ Baiboly :

(1) Jaona 9 : 31
(2) Isaia 59 : 1 – 2
(3) Isaia 50 : 1
(4) Jeremia 5 : 25
(5) Jakoba 4 : 8
(6) Jeremia 4 : 14
(7) I Jaona 1 : 9
(8) I Jaona 1 : 7
(9) Ohabolana 28 : 13
(10) Salamo 103 : 8
(11) Isaia 1 : 18
(12) Isaia 1 : 16
(13) Jeremia 33 : 8
(14) Jeremia 3 : 12 – 13
(15) Jeremia 3 : 14

Vatomandry 04 Desambra 2020

A). MES 4 PAGES FACEBOOK :

1. MES VERSETS BIBLIQUES PREFERES DR:
  / mesversetsbibliquespreferesdr  

2. MES ESPACES EVANGELIQUES DR :
  / mesespacesevangeliquesdr  

3. MES VIDEOS EVANGELIQUES DR :
  / mesvideosevangeliquesdr  

4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO :
  / tsaranytompoisanandro  

B). MON SITE EVANGELIQUE :
https://caldenmadagascar.wordpress.com/

C). MES COORDONNEES ET MES RESEAUX SOCIAUX :

1. NUMERO TELEPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39

2. E- MAIL : [email protected]

3. ADRESSE : Vatomandry MADAGASCAR

4. LINKED IN :   / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b  

5. TWITTER :   / docrivolala  

6. INSTAGRAM :   / rivolalaandrianantoavina  

7. FACEBOOK :   / rivolala.andrianantoavina  

8. PEARLTREES : http://www.pearltrees.com/rivolala

9. ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/...


JESUS VOUS AIME.

QUE DIEU VOUS BENISSE ABONDAMMENT

Комментарии

Информация по комментариям в разработке