Afaka mihaona mivantana @ Tompo isika n'aiza n'aiza (Pasteur Razafiarison Emilien : Hebreo 8:1-13)

Описание к видео Afaka mihaona mivantana @ Tompo isika n'aiza n'aiza (Pasteur Razafiarison Emilien : Hebreo 8:1-13)

Ary amin'izany zavatra lazainay izany dia izao no fotony: Manana Mpisoronabe toy izany isika, dia Ilay efa mipetraka eo amin'ny ankavanan'ny sezafiandrianan'ny Avo Indrindra any an-danitra,
Mpanao fanompoam-pivavahana ao amin'ny fitoerana masina sy ny tena tabernakely, izay naorin'ny Tompo, fa tsy olona.
Fa ny mpisoronabe rehetra dia tendrena hanatitra fanomezana sy fanatitra; ary amin'izany dia tsy maintsy mba manan-katerina koa Izy.
Koa raha ety ambonin'ny tany dia tsy mba ho mpisorona akory Izy, satria misy rahateo ireo manatitra ny fanomezana araka ny lalàna, dia ireo manao fanompoam-pivavahana amin'izay endrika sy aloky ny zavatra any an-danitra, tahaka ny natoron'Andriamanitra an'i Mosesy, rehefa hanao ny tabernakely izy; fa hoy Izy: "Tandremo mba hataonao araka ny endrika izay naseho taminao tao an-tendrombohitra ny zavatra rehetra". (Eks 25.40)
Fa ankehitriny efa mahazo fanompoam-pivavahana tsara noho ny an'ireny Izy, dia araka ny nanaovana Azy ho Mpanalalana amin'ny fanekena tsara lavitra, izay natao tamin'ny teny fikasana tsara lavitra.
Fa raha tsy nanan-tsiny izany fanekena voalohany izany, dia tsy mba nisy fitoerana hotadiavina ho an'ny faharoa.
Fa manome tsiny ny olona Izy manao hoe:"Indro, avy ny andro, hoy Jehovah,Izay hanaovako fanekena vaovao amin'ny taranak'i Israely sy ny taranak'i Joda, nefa tsy araka ny fanekena nataoko tamin'ny razanytamin'ny andro nitantanako azy nitondra azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta;fa izy ireny tsy nitoetra tamin'ny fanekeko,ary Izaho kosa dia tsy nitandrina azy, hoy i Jehovah.
Fa izao, no fanekena hataoko amin'ny taranak'i Israely,rehefa afaka izany andro izany, hoy i Jehovah:dia hataoko ao an-tsainy ny lalàko,sady hosoratako ao am-pony,ary Izaho ho Andriamaniny, ary izy ho oloko;
Ary samy tsy hampianatra ny namany sy ny rahalahiny avy izy.na hanao hoe: Mahalalà an'i Jehovah;fa samy hahalala Ahy avokoa izy rehetrahatramin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra; fa hamindra fo amin'ny tsy fahamarinany Aho,ary tsy hotsarovako intsony ny fahotany." (Jer 31.31-34)
Amin'ny anaovany hoe vaovao dia nataony fa efa ela ny voalohany.- Fa izay tratra ela sy miha-antitra dia efa madiva ho levona.

AUDIO : MANA ISANANDRO vokarin'ny Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara ( LLB )

A). MES 4 PAGES FACEBOOK :

1. MES VERSETS BIBLIQUES PREFERES DR:
  / mesversetsbibliquespreferesdr  

2. MES ESPACES EVANGELIQUES DR :
  / mesespacesevangeliquesdr  

3. MES VIDEOS EVANGELIQUES DR :
  / mesvideosevangeliquesdr  

4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO :
  / tsaranytompoisanandro  

B). MON SITE EVANGELIQUE :
https://caldenmadagascar.wordpress.com/

C). MES COORDONNEES ET MES RESEAUX SOCIAUX :

1. NUMERO TELEPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39

2. E- MAIL : [email protected]

3. ADRESSE : Vatomandry MADAGASCAR

4. LINKED IN :   / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b  

5. TWITTER :   / docrivolala  

6. INSTAGRAM :   / rivolalaandrianantoavina  

7. FACEBOOK :   / rivolala.andrianantoavina  

8. PEARLTREES : http://www.pearltrees.com/rivolala

9. ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/...


JESUS VOUS AIME.

QUE DIEU VOUS BENISSE ABONDAMMENT

Комментарии

Информация по комментариям в разработке