Hosana Ambohijatovo Fitiavana - Tena tiako Ianao

Описание к видео Hosana Ambohijatovo Fitiavana - Tena tiako Ianao

"Fa na dia hihifindra aza ny tendrombohitra, ary na dia hihetsika aza ny havoana, tsy mba hiala aminao ny famindrampoko, tsy hitsoaka ny faneken'ny fihavanako, hoy Jehovah Mpamindra fo aminao." Isaia 54 : 10

Mihainoa finaritra, ho tahian'Andriamanitra isika rehetra ❤️
Auteur / compositeur : Gege Rajaonarivelo
Arrangement : Tahina Randrianarison
Mixage and Mastering : Maxon Studio

Комментарии

Информация по комментариям в разработке