Toriteny N°26 : Pasteur Tovo : Ny Filazantsara marina (tapany 1)

Описание к видео Toriteny N°26 : Pasteur Tovo : Ny Filazantsara marina (tapany 1)

♻️〽️NY FILAZANTSARA MARINA

☢️👉Jesosy Kristy no atao hoe "Tenin'Andriamanitra" Feno, Tokana, Ilay nahariana izao rehetra izao sady ho Azy no nahariana izany

☢️👉Maro no mihevitra ny baiboly ho boky feno fampanantenàna hanatsaràna ny fiainan-dra-olombelona! TSIA, tsy ra-olombelona no ivon'ny baiboly fa Jesosy Kristy, Ilay Teny tonga nofo! Raha vao tsy izay fisainana izay no entinao mamaky io baiboly dia ho diso foana ny "interprétation" anao an'io ...

😊🌞Manaraha finaritra ary

‼️Manasa anao koa hanaraka ireo 25 teo alohan'ity, cliquénao ftsn ity lien ity azafady


   / @pasteurtovo534  

Комментарии

Информация по комментариям в разработке