Le clip video de la Formation des enseignants au préscolaire à Ambohidratrimo.

Описание к видео Le clip video de la Formation des enseignants au préscolaire à Ambohidratrimo.

Malagasy
Horonan-tsary mirakitra ny fampihofanana nataon'i Chitose sensei ho an'ireo mpampianatra ao amin'ny kilasy garabola eny Ambohidratrimo.
Notarihin'i Chitose sensei izay manam-pahaizana manokana momba ny fampianarana ankizy kely sy ireo mpampianatra miara-miasa aminy.
Nianatra momba ny mozika japoney ihany koa izy ary nahazo mari-pahaizana tamin'izany.
Izy dia vohiraka hiasa eto Madagasikara nanomboka tamin'ny taona 2021 noho izy mpikambana, mpilatsaka an-tsitrampo ao amin'ny "Coopération Internationale du Japon (JOCV)" . Ao amin'ny CISCO Ambohidratrimo- Antananarivo izy no voatendry hiasa.
Mpampianatra tian'olona tokoa izy noho izy tsy ilaozan-tsiky no sady mora mifandray amin'ny olon-drehetra.


Français
Sous la direction de Chitose-sensei, spécialiste de l'éducation de la petite enfance, et en collaboration avec les enseignantes avec lesquels elle travaille.
Diplômée d'une école de musique japonaise, elle maîtrise également la musique.
Chitose sensei a été affectée à Madagascar en septembre 2021 en tant que membre Volontaire de la Coopération Internationale du Japon (JOCV) et affectée au CISCO Ambohidratrimo Antananarivo (district scolaire d'Ambohidratrimo dans la capitale Antananarivo) sous l'égide du ministère de l'éducation.
C'est une enseignante populaire qui a toujours le sourire et qui est capable de s'ouvrir à tout le monde.


English
The video clip from Preschool Teacher Training in Ambohidratrimo.
Under the direction of Chitose-sensei, a specialist in early childhood education and in collaboration with the teachers she works with.
A graduate of a Japanese music school, she is well-versed in music.
Chitose sensei was posted to Madagascar in September 2021 as a Japan International Cooperation Volunteer (JOCV) and assigned to CISCO Ambohidratrimo Antananarivo (Ambohidratrimo school district in the capital Antananarivo) under the aegis of the Ministry of Education.
She is a popular teacher who always has a smile on her face and can open up to everyone.

Комментарии

Информация по комментариям в разработке