Voady - Mahery (Clip Officiel)

Описание к видео Voady - Mahery (Clip Officiel)

Mahery "Voady", extrait fiançailles "Tsihoarana & Ny Ando"

Abonne-toi à ma chaîne:
   / @maheryg5  

Suivez-moi sur:
Facebook:   / maheryg5  
Instagram: https://www.instagram.com/mahery.r/?h...

Réalisateur: Rixlaine Production

G5

PAROLES:

Hafa kosa ny ahy ny voady izay
Omeko anao
Tsy irony voady izay tononina
Amin'izao ka dia pokaty

Teny tsotra nefa mendrika
Ho tanako tsy ho rendrika
Andalovan-drivotra, tsy ho ravan'ny onja
Tsy ho potika, io ilay...

Teny mamy miventy hoe:
"Fa ianao mandrakizay"
Tsy hamadika io tenim-pitokisan'io
Mantsy aho

Tsy misy mahafaka, ato amiko io voady io
Na ho vato na ho vy, no hisedran'ilay fitia
Anao irery aho, anao ho doria
Tsy misy mahafaka, ato amiko io voady io
Na ho sendraina mafy, tsy ho afaka
Doria, tsy misy mahala anio

Fa hafa kosa ny ahy ny voady izay
Voady omena anao
Tsy voady mampihivingivina
Fa nataotao tamin'izao

Teny tsotra nefa mendrika
Ho tanako noho ianao
Andalovan-drivotra, tsy ho ravan'ny onja
Tsy ho potika, io ilay...

Teny mamy miventy hoe:
"Fa ianao ianao ianao mandrakizay"
Tsy hamadika io tenim-pitokisana io
Izany mihitsy izaho

Tsy misy mahafaka, ato amiko io voady io
Na ho vato na ho vy, no hisedran'ilay fitia
Anao irery aho, anao ho doria
Tsy misy mahafaka, ato amiko io voady io
Na ho sendraina mafy, tsy ho afaka izany
Doria

Комментарии

Информация по комментариям в разработке