RIATAKO NY PAROLES ! #2🎙️ (Ft Mirado)

Описание к видео RIATAKO NY PAROLES ! #2🎙️ (Ft Mirado)

Mihira ny hirany dimy ny Artiste Guest dia ny mpilalao 4 mila mameno tononkira 🎶

Izay resy manao gages isakin'ny manches! 🥁



Faly aho sy @Taptapsend Madagascar nanohana an'i Sabrinah_la_voix_d'or amin'ny fividianana ny Tshirt-ny "Riatako fona ata midetone" 🎤



Misaotra an'i Mirado, Bob Tobias, Mba Lait, Kevin nandray anjara ! ✨



Hoan'ireo zay liana hianatra any an-dafy dia amin'ny zoma sy sabotsy zao 24 -25 ny event ny Studydas ao amin'ny Ibis Akorondrano 📚



Raha makany amin'ny biraon'zareo any ah Behoririka ka miteny hoe avy amin'i Aaron no nahitanao an'zareo dia tsy mandoa vidin'billet 🍀



Code promo Taptap Send Madagascar pour 10euros de bonus : RIATAKO

Комментарии

Информация по комментариям в разработке