Andry Rajoelina Ivato KOLIKOLY TSIA 23 Jolay 2024

Описание к видео Andry Rajoelina Ivato KOLIKOLY TSIA 23 Jolay 2024

Taorian'ny fitsidiany ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena eo Ivato dia nanao valan-dresaka ho an'ny mpanao gazety ny Filoha Andry Rajoelina, notroninin'ireo tomponandraikitra mivantana avy ao amin'ny Polisy an'habakabaka sy an-tsisin-tany, zandary, ny minisitry ny Fitanterana, ny minisitry ny Fizahan-tany, ny ministry ny Fahasalamana, ny minisitry ny Vola, ny Tale jeneralin'ny Ladoany sy ireo tomponandraikitra samihafa miasa mivantana ao Ivato.
Mazava ireo teny nataon'ny Filoha Andry Rajoelina fa ny fampiharàna ireo fepetra noraisina tamin'ny Filankevitry ny minisitra natao ny 24 Jolay 2024. sisa no andrasana.
https://www.madagate.org/images/pics/...
https://www.madagate.org/images/pics/...
https://www.madagate.org/images/pics/...
https://www.madagate.org/images/pics/...

Комментарии

Информация по комментариям в разработке