HOME GROWN SCHOOL FEEDING - PAM et VOZAMA 2023 - 2024

Описание к видео HOME GROWN SCHOOL FEEDING - PAM et VOZAMA 2023 - 2024

Nifarana indray ity ny taom - pianarana 2023 - 2024

Ho hitantsika ao anatin’ity horonantsary ity indray ary ny asa vita mahakasika ny tetik’asa « Fampisakafoana an -tsekoly » na HOME GROWN SCHOOL FEEDING izay notohanan’ny PAM (Programme Alimentaire Mondial) ka notanterahin’ny ONG Vozama mba ho fanatsarana ny kalitaon’ny fanabeazana tamin’ny alalan’ny fampisakafoanana an-tsekoly ao amin'ny faritra Amoron'i Mania.
Mijereva finaritra ary !

L'année scolaire 2023 - 2024 était achevée

Vous trouverez dans cette vidéo les activités réalisés concernant le projet des cantines scolaires ou HOME GROWN SCHOOL FEEDING , soutenu par PAM (Programme Alimentaire Mondial) et qui a été mené par l'ONG Vozama afin d’améliorer la qualité de l'éducation à travers des cantines scolaires dans la région d'Amoron' i Mania.
Bon visionnage !

Комментарии

Информация по комментариям в разработке