TSIAFAJAVONA - ANKARATRA [ HIKING, ADVENTURE, MADAGASCAR ]

Описание к видео TSIAFAJAVONA - ANKARATRA [ HIKING, ADVENTURE, MADAGASCAR ]

Saika maty aho zalahy vao tafiakatra teny ambony teny a !!

Ao anatin'ity horonan-tsary ity dia ho entiko ianareo miaraka amiko hitsika an'izany Tsiafajavona izany, Tendrombohitra mirefy 2646m, fahatelo lehibe indrindra eto Madagasikara

#malagasy #madagascar #travel #adventure
---
Facebook : www.facebook.com/blaogy.voyage
Instagram : www.instagram.com/blaogy.voyage_tiary
Mail : [email protected]

Комментарии

Информация по комментариям в разработке