Felana Rasolondraibe - Mamela aho

Описание к видео Felana Rasolondraibe - Mamela aho

MAMELA AHO

Eny indraindray miverina
Mbola maharary ihany
Reo teny mahamay
Reo teny nolazainy ahy

Tompo ô lazao ny nataonao
Nitiavanao ny tsy tia anao
Jesosy ô ampianaro aho
Ahoana no hanahafako anao?

Fantatro fa tianao izy
F’izaho koa anie mba tia anao
Satriko ianao tsy hisafidy
Hafa tsy izaho, hafa tsy izaho

Tiako haseho anao ireo ngidy
Saingy aho sakananao
Hoy ianao:
Maty aho, maty ho azy aho

Oh raha ianao aza maty
Ianao niaritra ady
Dia tsy manahy
Fa mamela toa anao aho

Комментарии

Информация по комментариям в разработке