Fiainako Ianao - Pasteur Jocelyn RANJARISON

Описание к видео Fiainako Ianao - Pasteur Jocelyn RANJARISON

Mila anao aho ny fiainako rehetra
Dia mifamatotra aminao
Mila anao aho
Ianao tsy misy fetra
Tsy afaka iaina tsisy anao

Fa fiainako ianao rivotra iainako
Fa fiainako ianao mifehy ny fisiako
Fa fiainako ianao manodidina ahy
Tompo ô
Omeo ahy lay fanahinao.

Tompo ô fiainako ianao
Tompo ô fiainako ianao
Tompo ô fiainako ianao
Tompo ô fiainako ianao
Tompo ô fiainako ianao

Omeo ahy lay fanahinao

Комментарии

Информация по комментариям в разработке