𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀, 𝐑𝐀𝐇-𝐂𝐊𝐈𝐊𝐘 & 𝐏𝐑𝐈𝐍𝐂𝐈𝐎 - 𝐊𝐑𝐈𝐒𝐓𝐘 (Live Antsahamanitra / Be Mozik! 2017)

Описание к видео 𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀, 𝐑𝐀𝐇-𝐂𝐊𝐈𝐊𝐘 & 𝐏𝐑𝐈𝐍𝐂𝐈𝐎 - 𝐊𝐑𝐈𝐒𝐓𝐘 (Live Antsahamanitra / Be Mozik! 2017)

Zanaky ny tena enjana izy
Ilay tompon’ity tany ity
Zanaky ny tena adi-kle
Fa ni-sakra ho antsika ety
Taona aorta aorta tao Jodia
Nateraky Zôzefa sy Maria
Raha nanana kara-panondro izy
Dia nisy soratra hoe: Kristy

Nitolagaga ihany ny tao an-tanana hoe:
Iza ity be vom-bava be ity
Valalanina no sady nanontany hoe:
Mpanao “magie” ity sa “vrai” “Mesie”
Nitoriteny izy, manao fahagagana
12 lahy ny azy ny bandy akama
Ny tsy poinsa aza vitany
Na ny rano aza lasa pi
Maro ny olana nosedrainy teny
Mafy loha izy, be mokony ihany koa
Ahatanteraka ny famonjeny
Ny ratsam-batany fantsihiny avokoa

Roa arivo taona taty aoriana
Mbola indreto isika mihirahira
Mankalaza ny anarany
Mankasitraka ny asany
Eo koa anefa ireto akama sasany
Izay mibizina tsy laitra
Manambola be izay tsy izy
“Investissement”, “eglise”
Varo-boba, varo-boba,
Braderie, tsisy hoatry ity
Hanenina izay tsy tonga
Fa ho avy ao Kristy

Tonony sy feony : Samoela RASOLOFONIAINA

Комментарии

Информация по комментариям в разработке