Logo video2dn
  • Сохранить видео с ютуба
  • Категории
    • Музыка
    • Кино и Анимация
    • Автомобили
    • Животные
    • Спорт
    • Путешествия
    • Игры
    • Люди и Блоги
    • Юмор
    • Развлечения
    • Новости и Политика
    • Howto и Стиль
    • Diy своими руками
    • Образование
    • Наука и Технологии
    • Некоммерческие Организации
  • О сайте

Скачать или смотреть Mivelona amin'ny Teniny Fizarana Alahady 1 Marsa 2026 : NY FAHENDREN' ANDRIAMANITRA SY NY FAHALALANY

  • Radio Oasis 106.4 Fm Madagascar
  • 2026-02-28
  • 211
Mivelona amin'ny Teniny Fizarana Alahady 1 Marsa 2026 : NY FAHENDREN' ANDRIAMANITRA SY NY FAHALALANY
  • ok logo

Скачать Mivelona amin'ny Teniny Fizarana Alahady 1 Marsa 2026 : NY FAHENDREN' ANDRIAMANITRA SY NY FAHALALANY бесплатно в качестве 4к (2к / 1080p)

У нас вы можете скачать бесплатно Mivelona amin'ny Teniny Fizarana Alahady 1 Marsa 2026 : NY FAHENDREN' ANDRIAMANITRA SY NY FAHALALANY или посмотреть видео с ютуба в максимальном доступном качестве.

Для скачивания выберите вариант из формы ниже:

  • Информация по загрузке:

Cкачать музыку Mivelona amin'ny Teniny Fizarana Alahady 1 Marsa 2026 : NY FAHENDREN' ANDRIAMANITRA SY NY FAHALALANY бесплатно в формате MP3:

Если иконки загрузки не отобразились, ПОЖАЛУЙСТА, НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если у вас возникли трудности с загрузкой, пожалуйста, свяжитесь с нами по контактам, указанным в нижней части страницы.
Спасибо за использование сервиса video2dn.com

Описание к видео Mivelona amin'ny Teniny Fizarana Alahady 1 Marsa 2026 : NY FAHENDREN' ANDRIAMANITRA SY NY FAHALALANY

Mivelona amin'ny Teniny Fizarana Alahady 1 Marsa 2026

#EDS
#Lesona
#tenin'Andriamanitra
#hafatry ny lanitra
#oasis
#radiooasis
#radiotvoasis

NY FAHENDREN' ANDRIAMANITRA SY NY FAHALALANY
Hoy ny fanontanian'i Joba: "Fa aiza kosa no hahitana ny fahendrena? Ary aiza no fitoeran'ny fahalalana?" - Joba 28:12. Mamaly izany i Paoly, manao hoe: ao amin'i Kristy, "Izay iafenan'ny rakitry ny fahendrena sy ny fahalalana rehetra." Kôl. 2:3; ampitahao amin'ny 1 Kor. 1:30. Manana ny zavatra rehetra isika raha manana an'i Kristy, eny fa na ny "fahatokiana be avy amin'ny fahazavan-tsaina mikasika ny antom-pisiana aza (Kôl. 2:2). Tamin'ny alalany no nanehoana ny zava-miafina mikasika an'Andriamanitra, izay mahafaoka ny drafi-pamonjena iray manontolo.

Vakio ny Kol. 2:1-7. Inona no tian'i Paoly hahatongavana raha nanoratra io epistily lo izy?

Ny teny grika paraklethösin dia midika hoe "hampiononana (Köl. 2:2, DIEM) na "hahafaka alahelo ny fon'izy ireo" (Köl. 2:2, dikanteny katolika). Tsy ny hanampy ireo mpino tany Kolosia hamantatra ny fampianaran-diso ihany no fanirian'i Paoly fa ny "ampiraisana" (sumbibasthentes) azy ireo amin'ny fitiavana kristianina. Ny filazan'i Paoly hoe: "mba hampifalina ny fony amin'ny ampiraisana azy" dia manondro ny toky ananany fa hahatanteraka ny tanjona tiany hokendrena ny epistiliny.

Teo anatrehan'izany koa anefa, dia nidera azy ireo izy noho "ny filaminanareo sy ny tsi-fiovan'ny fincanareo an'i Kristy." - Kol. 2:5.

Ny teny grika taxis, izay adika hoe "filaminana", dia ampiasaina ao amin'ny Testamenta Vaovao mba hilazana ny asa fisoronana araka ny fanaon'i Arona (Lio. 1:8; Heb. 7:11) sy i Melkizedeka (Heb. 5:6,10; Heb. 6:20; Heb. 7:11,17), saingy nampiasain'i Paoly hilazana ny filaminana ao amin'ny fiangonana izany (1 Kor. 14:40), ao anatin'izany ny tontolon-kevitra hitantsika eto. Misy fotoana isian'ny fironana hihevitra ny fandaminan'ny fiangonana ho toy ny rafitra ara-pivavahana fotsiny izay tsy misy heviny ara-teolojia.

Nikendry fatratra ny hitandroana fatratra ny filaminana tao amin'ny fiangonana i Paoly ka nanome toromarika mazava mikasika ny fitondrantena mendrika mandritra ny fanompoam-pivavahana (jereo ohatra ny 1 Kor. 11) sy ny firesahana momba ny fomba fifidianana ny loholona sy ny diakona (1 Tim. 3, Tit. 1). Tamin'ny alalan'ireo fepetra ireo no nitehirizana sy nampitana ny fahendren Andriamanitra sy ireo fampianaran'ny Baiboly.

Vokatry ny fampianarana marina noraisin'ny Kolosianina avy tamin'ireo mpiara-miasa tamin'i Paoly, dia "tsy niovaova ny finoan'izy ireo. Tsy azo hozongozonina izany satria miorina tsara amin'ny fototra mafin'ny Baiboly. izay hiaro azy ireo, raha toa harahiny tsara, amin'ny hevi-diso novoizin'ireo mpampianatra sandoka.

Inona ny fanandramana niainanao momba ny filana "filaminana" eo amin'ny fiainanao ara-panahy?

Комментарии

Информация по комментариям в разработке

Похожие видео

  • Mivelona amin'ny Teniny Fizarana Alatsinainy 2 Marsa 2026 MAMAKA SY MITOMBO AO AMIN'I KRISTY
    Mivelona amin'ny Teniny Fizarana Alatsinainy 2 Marsa 2026 MAMAKA SY MITOMBO AO AMIN'I KRISTY
    12 часов назад
  • Ny Baiboly sy ny Fanambadiana (Fizarana 1)
    Ny Baiboly sy ny Fanambadiana (Fizarana 1)
    2 дня назад
  • Marka 16: 15 - Inona no mitranga aorian'ny fahafatesana?
    Marka 16: 15 - Inona no mitranga aorian'ny fahafatesana?
    5 лет назад
  • FAMOHA FEBROARY 2026
    FAMOHA FEBROARY 2026
    Трансляция закончилась 4 дня назад
  • Цель судов Божьих в Украине, России, Америке/ Божьи Пророки. Отношение к Израилю
    Цель судов Божьих в Украине, России, Америке/ Божьи Пророки. Отношение к Израилю
    1 день назад
  • 🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDR-JDAF)
    🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDR-JDAF)
    3 года назад
  • #70 Выйдзі з твайго дому (Быцця 12,1-4)
    #70 Выйдзі з твайго дому (Быцця 12,1-4)
    1 день назад
  • FIN DE LA DÉPENDANCE MADAGASCAR TRACE UNE NOUVELLE ROUTE
    FIN DE LA DÉPENDANCE MADAGASCAR TRACE UNE NOUVELLE ROUTE
    7 дней назад
  • Eny (AMPIFITIA)
    Eny (AMPIFITIA)
    7 месяцев назад
  • Fampaherezana hoan'izay mandalo ady sarotra ( Pasteur Razafiarison Emilien : Salamo 109 : 21 - 31 )
    Fampaherezana hoan'izay mandalo ady sarotra ( Pasteur Razafiarison Emilien : Salamo 109 : 21 - 31 )
    4 года назад
  • ROA ALINA ARIARY FIZ 2
    ROA ALINA ARIARY FIZ 2
    10 дней назад
  • Mpandresy izay miaraka @ Tompo (Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Salamo 46 : 1 - 11)
    Mpandresy izay miaraka @ Tompo (Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Salamo 46 : 1 - 11)
    5 лет назад
  • Maneho Fahasamifahana Andro 1- Volasoa ANDRIANOMANANA
    Maneho Fahasamifahana Andro 1- Volasoa ANDRIANOMANANA
    20 часов назад
  • LE JITE DU SAMEDI 28 FEVRIER 2026
    LE JITE DU SAMEDI 28 FEVRIER 2026
    1 день назад
  • HATSARAN'NY TOMPO | GOODNESS OF GOD | BODOKELY
    HATSARAN'NY TOMPO | GOODNESS OF GOD | BODOKELY
    4 года назад
  • INVERSE sabotsy 28 Febroary 2026 Ny fitsanganana amin'ny maty
    INVERSE sabotsy 28 Febroary 2026 Ny fitsanganana amin'ny maty
    2 дня назад
  • DÉCONNECTÉ TOTAL NY FITONDRAM-PANJAKANA MALAGASY ...
    DÉCONNECTÉ TOTAL NY FITONDRAM-PANJAKANA MALAGASY ...
    4 дня назад
  • Иран против соседей: ошибка или расчёт? | Военный обзор Юрия Фёдорова
    Иран против соседей: ошибка или расчёт? | Военный обзор Юрия Фёдорова
    1 час назад
  • Marka 16: 15- Manorina indray ny efa rava Andriamanitra
    Marka 16: 15- Manorina indray ny efa rava Andriamanitra
    5 лет назад
  • IZAY NO VAHAOLANA – Tantara lesona avy amin'ny ACEEM Radio
    IZAY NO VAHAOLANA – Tantara lesona avy amin'ny ACEEM Radio
    10 дней назад
  • О нас
  • Контакты
  • Отказ от ответственности - Disclaimer
  • Условия использования сайта - TOS
  • Политика конфиденциальности

video2dn Copyright © 2023 - 2025

Контакты для правообладателей video2contact@gmail.com