Ento aho anilanao | Harilanto feat Joseph d'af | Hira gasy évangélique | Tononkira

Описание к видео Ento aho anilanao | Harilanto feat Joseph d'af | Hira gasy évangélique | Tononkira

Ento aho anilanao (Harilanto feat Joseph d'af)

Ento aho anilanao
Hitoetra ao mandrak'izay
Omeko anao ny fiainako
Handray anao aho fa sakaizako.

Ianao no faniriko
Tokana tsy mba foy
Tsisy afaka haka ny toeranao
Sy hanome ny afom-pitiavanao.

Toroy lalana aho
Ento aho anilanao.

Ianao no ilaiko
Ianao no hirin'ny foko
Ianao no ilaiko
Tariho aho ahita anao.
............
Ianao no faniriko
(Ianao no faniriko, tokana tsy mba foy)
Tsisy afaka haka ny toeranao
(Jesôsy ôh)
Sy hanome ny afom-pitiavanao.

Toroy lalana aho
Ento aho anilanao.
Ouh ouh ouh!

Ianao no ilaiko o o!
Ianao no hirin'ny foko
Ianao no ilaiko
Tariho aho ahita anao.

.....................

Jesôsy ôh!!!
Ianao no ilaiko
!!!
Ianao no hirin'ny foko
Ianao no ilaiko
Tariho aho ahita anao.

*Anilanao!
Ento aho e! (X9)

Anilanao...

Комментарии

Информация по комментариям в разработке