ZAZA MAINTY (T1) FILM GASY KAMBANA PRODUCTION 2006

Описание к видео ZAZA MAINTY (T1) FILM GASY KAMBANA PRODUCTION 2006

Andohan'Ilakaka, mila sorona zaza mainty ny karieran'i Boss Bell sy Bona ( Beau Nanga ), mandritra io fotoana io tonga manao fialantsasatra hijery kariera i Miora sy Nivo. Nivo zaza mainty mety atao sorona tsara....

Nanatontosa Florentin RANDRIANASOAVINA
Namokatra KAMBANA PRODUCT

Isan'ny horonantsary malagasy azo lazaina hno tsara, indrindra nivoaka 2007 izany.

Fizarana tsy itadiavambola ity, raha tianao dia vidio ny orizinaly.

Комментарии

Информация по комментариям в разработке