Sarindra - Felana Rasolondraibe - Hantatiana / TANY FINARITRA FFPM 63

Описание к видео Sarindra - Felana Rasolondraibe - Hantatiana / TANY FINARITRA FFPM 63

1. Tany finaritra
Tarafin-danitra,
Mirana ny mpivahiny ao ;
Injao fihobiana
Am-pandehanana
Mankany ny Paradisa izao !

2. Andro mihelina
Tao-mitsingerina
Ifandimbiasan’ny olona ;
Tsy lefy hanitra
Ny soan’ny lanitra
Mamelon-kira velona !

3. Teny naely
Hiran’anjely :
« O, mifalia ry reraka
Fa fiadanana
No andehanana ;
Fa ny Mpamonjy teraka ! »

Комментарии

Информация по комментариям в разработке