Misaotra Anao - Tanora Masina Itaosy

Описание к видео Misaotra Anao - Tanora Masina Itaosy

"Jehovah ô, midera Anao ny asanao rehetra; Ary ny olonao masina misaotra Anao" Sal 145:10

Misaotra Azy vita BACC 2019 - Manome fotoana anao izahay ny alahady 27 oktobra izao manomboka @ 2 ora tolakandro ao @ Palais des sports Mahamasina ho fisaorana sy fiderana an'Andriamanitra - sady fotoana ivoahan'ny raki-kira faha-9 an'ny Tanora Masina Itaosy mitondra ny lohateny hoe "MISAOTRA ANAO"

Ny karatra fandraisana anjara (3.000Ar) dia efa hitanao eny @ Librairie Loterana Select Hotel (Analakely - izay toerana tokana ahitana ny famandrihan-toerana ihany koa) - Tsena Zina (Tohatoha-bato Antaninarenina) -Magasin Motul (ampitan'ny station Galana Behoririka) - MJR Service (Behenjy Itaosy) ary any @ ireo mpikambana Tanora Masina Itaosy rehetra.

Dia manantena ny fifanotronantsika izahay.

Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra ! !

Комментарии

Информация по комментариям в разработке