Ny Antsaly – Hafatra

Описание к видео Ny Antsaly – Hafatra

Hafatra : Message
The track "Hafatra" communicates to young people the importance of safeguarding Madagascar's cultural and musical legacy, even with ongoing technological changes, to ensure the country's identity is recognized globally.
__________________________________________
Hafatra : Message
Message aux jeunes qui, malgré l'évolution technique, doivent garder l'héritage culturel et musical de Madagascar pour que l'entité nationale se distingue de la collectivité mondiale.
__________________________________________
Hafatra iray ho an’ny tanora, na misy aza ny fivoarna, tazomy ny lova napetrakin’ny teo aloha, na kolotsaina, na ny hira malagasy, mba hisongadinan’ny firenentsika amin’ny maro.

Toy izao ny tononkira :
Ry zatovo mpandimby ny anaran-dray
Ianareo izao no andry rahatrizay
Mitsangana fa zanak’i Gasikara

Inona anefa no ho tazonin-tsika rahavana
Inona akory fa ny lova navelan’ny razana
Tsy azo avela ho faty, rakitry ny ela tsy ratsy
Fa ho lalaina ao anaty.

Ry zavavy ô
Ry zavavy mpandimby ny anaran-dreny
Ianareo izao no taratra ombieny ombieny
Aza ariana ny lova fa tano tsara.
Inona anefa no ho tazonin-tsika rahavana
Inona akory fa ny lova navelan’ny razana
Tsy azo avela ho faty, fa rakitry ny ela tsy ratsy
Fa ho lalaina ao anaty.
Ry zatovo mpandimby ny anaran-dray
Ianareo izao no andry rahatrizay
Mitsangana fa zanak’i Gasikara

Комментарии

Информация по комментариям в разработке