Havako ô, tian’ny Tompo ho vonjena ianao ka aza manda ny antsony ianao anio (Romana 9.14-33)

Описание к видео Havako ô, tian’ny Tompo ho vonjena ianao ka aza manda ny antsony ianao anio (Romana 9.14-33)

Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara

NY FIANDRIANAN’ANDRIAMANITRA

1. Iza moa no miteny, ka dia mahatonga izany, raha tsy zavatra efa nodidian'ny Tompo ? Tsy avy amin'ny vavan'ny Avo Indrindra va no ivoahan'ny soa sy ny loza ?

2. Tsia, ralehilahy, fa iza moa ianao, no mamaly an'Andriamanitra? Izay zavatra noforonina va hanao amin'Izay namorona azy hoe: "Nahoana Ianao no nanao ahy toy izao ?"

3. "Moa tsy mahazo manao aminareo toy ny ataon'ity mpanefy tanimanga ity va Aho, ry taranak'i Israely?" hoy i Jehovah. "Indro, toy ny tanimanga eo an-tanan'ny mpanefy azy, dia toy izany ianareo eo an-tanako, ry taranak'i Israely.

4. Mahereza ary, ka aoka hitomban-dahy isika ho an'ny firenentsika sy ny tanànan'Andriamanitsika; ary aoka i Jehovah hanao izay sitrapony.

5. Fa raha izao kosa no lazainy: Tsy sitrako ianao, dia inty aho, aoka Izy hanao amiko araka izay ataony ho tsara."

6. Dia nambaran'i Samoela azy avokoa ny zavatra rehetra, ka tsy nisy nafeniny azy. Dia hoy i Ely: "Izy no Jehovah, aoka Izy hanao izay sitraky ny fony."

7. Izao no lazain'i Jehovah: Aza mandeha hiady amin'ny rahalahinareo, fa samia mody any an-tranony avy ianareo; fa avy amiko izao zavatra izao. Ary nihaino ny tenin'i Jehovah ny olona, ka dia samy lasa nody, fa tsy nandeha hamely an'i Jeroboama."

8. Toy ny tsy ahafantaranao ny amin'ny alehan'ny rivotra, na ny amin'ny fitombon'ny taolana ao an-kibon'izay manan'anaka, dia toy izany no tsy ahafantaranao ny asan'Andriamanitra, Mpanao ny zavatra rehetra.

9. Ao aminy koa no nanaovana antsika ho lovany, rehefa notendrena rahateo isika araka ny fikasan'Izay mahefa ny zavatra rehetra araka ny ankasitrahan'ny fony.

10. Jesoa namaly ka nanao taminy hoe: "Izay ataoko dia tsy fantatrao ankehitriny, fa ho fantatrao rahatrizay."

11. Izany no nataony mba hizahany toetra azy; fa Izy nahalala ihany izay efa hataony.

12. Jesoa namaly hoe: "Tsy io lehilahy io no nanota, na ny ray aman-dreniny, fa ny hanehoana ny asan'Andriamanitra eo aminy.

13. Ary rehefa ren'i Jesoa izany, dia hoy Izy: "Tsy ho fahafatesana no anton'izany aretina izany, fa ny hampisehoana ny voninahitr'Andriamanitra, mba hankalazana ny Zanak'Andriamanitra."

Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS ireo ao @ Baiboly :
(1) Fitomaniana 3 : 37 – 38
(2) Romana 9 : 20
(3) Jeremia 18 : 6
(4) II Samoela 10 : 12
(5) II Samoela 15 : 26
(6) I Samoela 3 : 18
(7) II Tantara 11 : 4
(8 ) Mpitoriteny 11 : 5
(9) Efesiana 1 : 11
(10) Jaona 13 : 7
(11) Jaona 6 : 6
(12) Jaona 9 : 3
(13) Jaona 11 : 4

****************************

MES 5 PAGES ÉVANGÉLIQUES :

1. MES VERSETS BIBLIQUES PRÉFÉRÉS DR:   / mesversetsbibliquespreferesdr  

2. MES ESPACES ÉVANGÉLIQUES DR :   / mesespacesevangeliquesdr  

3. MES VIDÉOS ÉVANGÉLIQUES DR :   / mesvideosevangeliquesdr  

4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO DR :   / tsaranytompoisanandrodr  

5. HOAVY KRISTY, VONONA VE HIANAO ? DR   / hoavyikristyvononavehianaodr  

CONTACT :

1. TÉLÉPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39

2. E- MAIL : [email protected]

3. LINKED IN :   / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b  

4. TWITTER :   / docrivolala  

5. INSTAGRAM :   / rivolalaandrianantoavina  

6. FACEBOOK :   / docteurrivolala  

7. ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/...

JÉSUS VOUS AIME. (Gal. 2 :20)

QUE DIEU VOUS BÉNISSE ABONDAMMENT (Déo. 28)

Комментарии

Информация по комментариям в разработке